Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Jona, 2013
VIDEO: Ny Fomba Mety Handratran'ilay Fifanarahana Trans-Pasifika Ireo Mpampiasa Aterineto
Misy lahatsary iray vaovao manazava ny mety hisian'ny voka-dratsy mampanahy ho an'ireo mpampiasa Aterineto aterak'ilay fifanaraham-barotra goavana nifanaovan'i Etazonia sy governemanta folo hafa avy any amin'ny faritra Pasifika, ilay Trans-Pacific Partnership (TPP).
Fanampiana An-davitrisany Taorian'ny Horohorontany Tao Japana No Tsy Tonga Tany Amin'Ireo Tra-boina
Gazety lehibe iray ao Japana no namoaka fa yen an-davitrisany natokana ho amin'ny fanampiana ireo olona tra-boina tamin'ilay horohoron-tany mahery vaika izay nitarika ilay tsunami nahazo ny faritra Avatra atsinanan'i Japana ny taona 2011 no nampiasaina taminà tetikasa izay tsy nahazoan'ireo tra-boina ireo tombontsoa mihitsy. Nahatonga resabe teo amin'ireo mpampiasa...
Lasa 3D Ny Taokanton'ny Kafe Any Japana
Any Japana izay ny dite maitso no mbola be mpifidy indrindra, taokanto miha-miroborobo ny kafe 3D, na io milina fitsinjarana mandeha tsy baikoana mandroso cappucino amina endri-behivavy, na io asam-pamoronana 3D ambony herotra matevina.
Tafakatra Amin'ny Fiadiana Ny Tompon-daka Maneran-tany Ho An'ny Baolina Kitra i Japana, Miparitaka Ny Lazan'ny Fahaizan'ny Mpitandro Filaminana Mifehy Vahoaka
Raha an'i Japana ireo mpankafy noho izy ekipa voalohany tafakatra amin'ny Fiadiana izay ho Tompon-dakan'ny baolina kitra FIFA, nisongadina ny mpitandro filaminana raha nandray fanamafisam-peo mba hitarihana ireo vahoaka marobe teny amin'ny faritra malazan'i Sibuya, Tokyo izy, ny alin'ny 4 Jona 2013.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...