Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2014

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Febroary, 2014

Nihemotra i Japan Eo Amin'ny Filaharana Ankapoben'ny Fahalalahan-Gazety

"Raha lazaina manta fotsiny izao, ny politisianina aza no azo itokiana kokoa noho ny gazety."

Tokyo: Ambany Ny Taha-pivitrihana Tamin'ny Fifidianana Governora Noho Ny Ranomandry

46,16 isan-jaton'ny mpifidy ihany no nandeha nandatsa-bato nifidy governora tamin'ny Alahady 9 Febroary 2014, fifidianana fahatelo nahitana taha-pivitrihana ambany indrindra

Andro Iraisampirenena Ho An'ny Angona Misokatra, Hatao Ny 22 Febroary

Amin'ny 22 Febroary, hifamory ho an'ny Andro Iraisampirenena ho an'ny Angona Misokatra ireo bilaogera, hackers sy olona hafa liana amin'ny resaka Angona Misokatra sy ny Mangarahara. Jereo ato ny fomba hahafahanao mirotsaka amin'izany

Misaintsaina Ny Fampahalalam-baovaon'olo-tsotra Sy An'ny Fiarahamonina Ao Japana Amin'ny Taona 2020

Tonga ny fampiasan'ireo tsy matihanina ny teknolojia mba hampiely vaovao taorian'ny hovitrovitry ny tany Tohoku tamin'ny Marsa 2011

Endrik'ireo Olona Niharan'ny Tsunami Tamin'ny Taona 2004 Tany Amin'ny Ranomasimbe Indiana

Japoney mpikaroka no namoaka ny tahiry nomerika iray mikasika ny fizotran'ny asa fanarenana ny iray amin'ireo faritra voakasiky ny tsunami mafy indrindra tamin'ny taona 2004, fanarenana ny faritany indoneziana Aceh.