Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2017

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Febroary, 2017

28 Febroary 2017

Ny Endriky ny Fanoherana: Mihaino ve Ianareo? Rakipeo

Ary ao anatin'ity andiany ity ianareo dia hoentina ho any India, Japàna, Aostralia, Meksika ary Trinidad sy Tobago mba hampidirana aminareo ny Endriky ny Fanoherana ao anatin'ny tontolo iray miaina ny fanontoloana.

25 Febroary 2017

Lahatsary Fanadihadiana Fohy Iray Mizaha Ny Kolontsaina Kamiao Kanto Mamirapiratra ao Japana

Fantatra amin'ny anarana dekotora (デコトラ, fanafohezana ny ''kamiaon'ny ravaka''), voaravaka jiro manjelanjelatra sy loko peta-drindrina ary Chrome be dia be ireo kamiao Japoney.

24 Febroary 2017

Anisan'Ireo Endrika Sary Sokitra Vita Amin'ny Ranomandry Nasongadina Tao Amin'ny Fetiben'ny Ranomandry Ao Sapporo I Trump Sy Ny Pen-Pineapple-Apple-Pen

Olona roa tapitrisa raha kely indrindra no mitsidika ny fetibe isan-taona, mba haka sary ho alefa ao amin'ny media sosialy.