Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Jolay, 2013
Saron'ireo Teny vahiny Maro Ny teny Nentim-paharazan'i Japana
Lehilahy lehibe iray 71 taona no nametraka fitoriana tamin'ilay Haino aman-jery NHK any Japana noho ny fahasahiranan-tsainy nateraky ny fampiasàn-dry zareo teny vahiny diso tafahoatra. Tena very tanteraka izy raha resaka fandikan-teny, nefa dia ao amin'ny tanindrazany ihany.