Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Jolay, 2014
77 Taona Lasa, Nanomboka ny Ady Teo Amin'i Sina sy Japana Izay Nahafatesan'Olona An-tapitrisany
Niresaka mikasika ny fitsingerenantaona ny Filoham-pirenena Sinoa Xi Jinping, raha toa ka nangatsiaka ny fifandraisana teo amin'i Pékin sy Tokyo noho ny disadisa miainga amin'ny fiadiana ireo nosy sy ny fitmboan'ny fitiavan-tanindrazana eo amin'ny firenena roa tonta.