· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Febroary, 2018

Japana: Niverina Ny Hetran'ny Solika

Tafaverina indray ilay hetra "vonjimaikan'ny" solika any Japana, 25 yen isaky ny litatry ny solika, nohalavaina nandritra ny 30 taona ary namatsiana fandaharan'asa fanamboarana làlana 5000 eo ho eo, taorian'ny ady nifanaovana tamin'ny mpanohitra, ary tsy nankasitraka izany ny olona. Tantaran'ny zavatra niainany tamin'ny fanandramana hameno ny fitoeran-tsolikany teny amin'ny toby fitsinjaràna solika tamin'ny andro farany nialoha ny fiakaran'ny vidin'ny solika ny voalohan'ny volana May.

27 Febroary 2018

Macedonia: Sakura – Cherry Blossom Celebration in Skopje …………Makedonia: Sakura – Firavoravoana Fa Vaky Felana Ny Serizy

Na dia vitsy aza ireo Japoney miaina ao amin'ny Repoblikan'i Makedonia, maro ireo mponina ao an-toerana no nandray anjara tamin'ny fety faharoa fankalazana ny Sakura isan-taona - fety natokana ho an'ireo voninkazon'ny serizy ao Skopje, renivohitr'i Makedonia. Nampidirin'ireo mpikarakara ny fety ireo dojos fanaovana fanatanjahantena haiady, ary vao haingana ireo blaogera sasantsasany malaza no nanomboka ny blaogy ifandrimbonana, Japan@mk [MKD], sy nanomboka nanely ny resaka manerana ny tontolon'ny blaogy makedoniana.

20 Febroary 2018

Shina Sy Japana: Ny Adin'ny Sarimiaina

Nandefa ny fizarana miisa 36 amin'ilay sarimiaina 3 D "Ny Miaramila Devoly Ao Amin'ny Tendrombohitry Mao-er" (帽 兒 山 的 鬼子兵) tamin'ny volana Oktobra ny CCTV ao Shina nandritra ny fankalazana ny Fetim-pirenena. Novokarin'ny orinasa iray any Heilongjiang ilay sarimiaina ...

05 Febroary 2018