· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Aogositra, 2017

Japana: Ny Zotra Haingam-pandeha ao Yamanote 

  23 Aogositra 2017

Tany am-piandohan'ity herinandro ity, mpiasa handeha hiasa miisa 20.000 teo ho eo tao Tokyo no voatery niandry 20 minitra rehefa nisy vehivavy iray 40 taona nanomboka nihazakazaka rehefa avy nitsambikina teo amin'ny lalambin'ny Zotra Yamanote [ja], iray amin'ireo lalamby be mpampiasa indrindra ao an-tanàndehibe.