Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Desambra, 2013
Saripika 7 Rakitry Ny Ela Mahavariana Tamin'ny Taonjato Faha-19 Tao Japana
Topazo maso ny fiainana tao Japana tany amin'ny 150 taona lasa, amin'ny alàlan'ireo andian-tsaripika izay tafiditra ho anaty sehatra ho an'ny daholobe, tsy ela akory izao
Ny Teny Malaza 4 Tsy Afaka Am-Bavan'ny Maro Tao Japana Tamin'ny 2013
"Imadesho", midika hoe "ahoana ny amin'izao?!", ary ny "baigaeshi", midika valifaty, no teny tafiditra nahazo ny faratampony tamin'ny lisitry ny teny malaza vaovao tao Japana tamin'ity taona ity.
Ao Japan, Mametraka Ireo Mpialokaloka Ho Eny Alohan'ny Sehatra Ny Fandaharan'ny Radio Sy Ny Loza Voajanahary

Efa ho 10 taona i Katsuya Soda no niasa nitondra ny olan'ireo mpialokaloka ho eo anoloan'ireo Japone tsy dia mpiraharaha loatra. Tato ho ato, nahazo tohana fanampiny izy.