Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2015

Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Jona, 2015

12 Jona 2015

Nampikorontana Ny ‘Nadeshiko Japan’ Tamin'ny Fiandohan'ny Fiadiana Ny Amboara Eran-tany Vehivavy FIFA Ilay Ratra Ratsy Vintana

Japana no nandrandraina fa hahazo ny Amboara Erantany vehivavy FIFA amin'ity taona ity talohan'ny naharatran'ilay mpilalao kintana tamin'ny lalao fanokafana. Mety tsy ho azon'ny Nadeshiko Japan ve izany ?

11 Jona 2015

Mahatsiaro Ny Taloha Ny Ray Aman-dreny Noho Ny Fampidirana Ny Lalao Nintendo Ao Anaty Boky Fianarana

" Hoan'ireo ankizy mpianatra sekoly fanabeazana fototra, tsy kilalao ny Famicom, fa zavatra tsy maintsy ianaran'izy ireo any am-pianarana. Mahatalanjona tokoa ny fotoana iainantsika."

02 Jona 2015

Sary Meva Avy Amin'ny Fipoahana Volkano Tao Amin'ny Nosy Japone Kuchinoerabu-jima

Zazalahy iray no nahavita naka ho anaty lahatsary ny zava-nitranga, fotoana fohy monja taorian'ny fipoahana volkano tampoka tao amin'ny nosy iray any atsimo andrefan'i Japana. Ho an'ireo mponina manakaiky an'i Kagoshima, efa lasa zavatra iainana ny resaka volkano.