Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Aogositra, 2011
Japana: Tantaran'ny “Gypsy” Nokleary
Takeshi Kawakami (川上武志) dia iray amin'ireo antsoina hoe mpandehandeha (gypsy) nokleary ary tahaka ireo mpiara-miasa aminy maro, izay efa 30 taona izao no nanaovany asa fivelomana tany amin'ireo toby noklearin'ny firenena mandritra ny fotoana fohy. Nampahafantatra ny kolikoly sy ny fanaovana fifanarahana miafina nisy teo amin'ny governemanta sy ny indostria...
Japana: Ahoana ny Fomba Ampihenana ny Fandaniana sy Hitsitsiana Herinaratra?
Nahenan'ny mponina ao Japana ny fandanian'izy ireo hatramin'ny nampiharana ilay fepetra fitsitsiana herinaratra mba hiatrehana ny tsy fisian'ny angovo. Amin'izao fotoana izao, dia 19 amin'ireo 54 mpamerin-tosika nokleary ao amin'ny foibenkerinaratra no mandeha ka namporisika mafy ireo olom-pirenena ny governemanta-indrindra ho an'ireo izay mipetraka ao antsinan'ny Japana- mba hampihena ny fampiasana...
Alavoly Mahatsikaiky Miaraka Amin'ny mèmes Tenifototra Japoney
Nanomboka tamin'ny nanomezan'i Twitter ny fahafahana manao tenifototra Japoney, lasa mitobatobaka ny kilalaon-teny amin'ny tontolon'ny Twitter Japoney.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...