Tantara mikasika ny Japana tamin'ny Jolay, 2018
Japana: Ndeha ho any an-tsaha daholo ry tanora ! Ny fiovan'ny fambolena japoney
Raha toa ka tena milentika be ny toekarena, mitady ny hanao fangatahana mpiasam-pambolena bebe kokoa ny fanjakana ho toy ny valin'ny tsy fananana asa tsy mitsahatra mitombo, indrindra ho an'ireo manao asa an-tselika izay nofoanana ny fifanarahan'asany [amin'ny teny frantsay].
Andeha hitsangatsangana ao Japana, mivantana ao amin'ny YouTube
Efa ela ve ianao no te-hitsidika an'i Japana, saingy tsy mba afaka nanao izany? Na angamba tsy nanam-potoana, na lafo loatra ny tapakila fiaramanidina (sy ny zava-drehetra hafa momba ny fandehanana hiala-sasatra). Aza manahy--manao ny fitsangatsanganana rehetra ho anao ny fantsona Youtube Kappa2700s.
Fanontaniana maro no mitambolina amin'ny setriny ataon'ny governemanta japoney amin'ny orambaratra, nahafaty olona an-jatony, tsy mbola nisy toy izany hatramin'izay
"Raha lasa mahazatra vaovao ny toetrandro tsy mahazatra, dia ahoana ny hiarovantsika ny tenantsika?"
Bilaogin-tsakafo: Pata de Cerdo avy eo Espaina, Katsu Kisoa avy ao Japana ary Kisoa nendasina miaraka amin'ny Cincaluk avy ao Malezia
Bilaogin-tsakafo mifantoka amin'ny fampiasana kisoa ho an'ireo endrika nahandro matsiro samihafa manerantany.
Novonoin'ny mpandoto rindrina antserasera ve ilay Japoney bilaogera malaza manam-pahaizana ara-piarovana aterineto?
Bilaogera Japoney fanta-daza iray no maty voatsindrona antsy tao Fukuoka Growth Next. Fantatra fa hanao lahateny momba ny fomba hiatrehana ny fanorisorenana an-tserasera izy. Kanefa dia novonoin'ny olona voalaza fa mpandoto rindriny manokana.