Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Desambra, 2022
Nalaza tao Arzantina ilay vehivavy nomena anarana hoe ‘reniben'i Messi’ taorian'ny fibatàna ny Amboara Erantany
Lasa hira faneva Amboara Eran-tanin'i Arzantina ny hira "Abuelalalalalalala".
Miteny espaniola i Messi sa “Argentine”?
Mifantoka amin'ny "fiakanakan'i" Lionel Messi, mamerina ny Amerikanina ho toy ny zaza tamin'ny fanjanahantany.
Maninona no tsy misy iraharahàn'i Amerika Atsimo ireo olan'ny kolikoly tamin'ny fiadiana ny Amboara Erantany?
Fandalinana fohy maneho hoe mitatitra be kokoa momba ny kolikoly sy ny zon'olombelona ao Qatar ireo media Tavaratra, fa tsy toy izany kosa ny media avy any Amerika Atsimo
Nolavin'i Qatar ny fanonerana ny mpiasa nanangana ireo fototrafitrasan'ny amboara erantany FIFA 2022
Telo herinandro mialoha ny fiadiana ny amboara eran-tany FIFA 2022, nolavin'ny minisitry ny asa ao Qatar ny antson'ireo vondrona mpiaro ny zon'olombelona mba hanonerana ireo mpiasa mpifindra monina nandray anjara tamin'ny fananganana ny kianja sy fotodrafitrasa hafa.