· Janoary, 2018

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Janoary, 2018

Serbia: Fahafatesana Mpanohana Baolina Kitra Frantsay Iray

  16 Janoary 2018

Nodarohan'ny mpanohana ny ekipan'i Partizan i Brice Taton, Frantsay iray 28 taona, mpanohana ny ekipan'i Toulouse Nitranga tao afovoan-tanànan'i Belgrade izany fotoana fohy talohan'ny nanombohan'ny lalao teo amin'ny ekipa roa tonta. Maty tao amin'ny hopitalin'i Belgrade izy tamin'ny 29 septambra. Nahatonga fanehoan-kevitra tamin'ireo mpibilaogy maro ity vaovao mahatsiravina ity.