Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2015

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Febroary, 2015

12 Febroary 2015

Afghana Miravo Amin'ny Fiadiana Ho Tompondaka Erantany Voalohany Ho Azy Amin'ny Lalao Cricket

Miomana hiatrika ny Lalaony voalohany amin'ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany amin'ny lalao cricket ny ekipam-pirenena Afghana, hetsika ara-panatanjahantena iray izay omen'ireo vahoaka samihafa ao amin'ny firenena lanja tokoa.

11 Febroary 2015

Onjanà “Bot” Miezaka Mampahatsiahy Ny Rosiana Ny Fotoana Mamy Tamin'ny Lalao Olaimpika

Akon'ny RuNet

Eo ampiatrehana krizy ara-toekarena sy ady mitam-piadiana ao Okraina, misy ny ezaka iraisana alefa amin'ireo onjampeo rehetra mba hampahatsiarovana ny Rosiana ny momba ny tsingerintaonan'ny fandresen'ny firenena tamin'ny Lalao Olaimpika..

02 Febroary 2015

Tafiditra Anaty Tantaran'ny Amboaran'ny Football Aziatika i Aostralia

Azon'i Aostralia ny Amboara Aziatika 2015 taorian'ny famaranana mampientanentana nifanandrinana tamin'i Korea Atsimo. Sambany i Aostralia no tompondaka tamin'ity fifaninanam-paritra ity.

Tonga ao Amin'ny Tambajotra Sosialy Ny Tazon'ny Ekipam-Pirenen'i Ginea Any Amin'ny CAN2015

Ary ny malaza amin'izao fotoana dia ny mandefa selfie ahitana kojakojan'i Sily iray (fanamiana, haba, satroka, sns.) ao amin'ny Facebook; Instagram na Twitter.