· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Janoary, 2011

Velona indray ny Baolina kitra ao Indonezia

  04 Janoary 2011

Na dia resy tany Malezia tamin'ny famaranana ny fiadiana ny Amboaran'ny Federasionan'ny Baolina Kitra ASEAN aza, mbola manana nyh antony tokonyhanaovany fankalazana ihany ny ekipam-pirenen'i Indonezia. Noho ireo fandreseny tao anatin'ny fifaninanana, ny fitiavany ny an'ny tena sady velona indray ny fireharehana ny amin'ny baolina kitra eo amin'ny firenena.