Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2020

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Septambra, 2020

Miontana amin'ny fanoheran'i Naomi Osaka kalazan'ny tennis ho fanohanany ny Black Lives Matter i Japana

Alohan'ny maha-athleta ahy dia vehivavy mainty aho. Ary amin'ny maha-vehivavy mainty ahy, dia mahatsapa aho fa misy ny raharaha lehibe eo ampelatanana mila fifantohana avy hatrany.