Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Aogositra, 2014
Nampametra-panontaniana Mikasika Ny Fiarovana Ny Kianja Ny Fahafatesan'ilay Mpilalao Mpanafika Kameroney Albert Ebossé Tao Alzeria
Namoy ny ainy tamin'ny Asabotsy hariva teo ilay mpilalao mpanafika Kameroney Albert Ebossé, avy ao amin'ny ekipa JS Kabylie, rehefa voatoraky ny mpijery taorian'ny faharesen'ny ekipany tao amin'ny firenena
‘Tsy Mila Sipa Aloha, Lalao Volley ihany': Tsy Miraharaha Tolotra Mariazy Atao Aminy Ilay Kazakh Vehivavy Mpilalao Fanatanjahantena Taorian'ny Resaka Niely Be Tety Anaty Aterineto
Sabina Altynbekova, 17 taona, mpilalao volley, misolo tena ny Kazakhstan amin'ny sokajy tanora no lasa nalaza sy voaresaka matetika taorian'ny nilalaovany ho an'ny fireneny tamin'ny fifaninanana tany Taiwan.
Nankafy Ny Mondialy 2014 Tao Brezila? Toa Tsy Faly Kosa Ity Firenena Efa Tompon-daka In-dimy Ity
Fitroarana ara-tsosialy sy fihetsiketsehana no toa nahafantarana ny Mondialy izay nampiantranoina tao Amerika Latina.