· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Febroary, 2010

Sri Lanka: lalao Cricket sy ny teny anglisy

  27 Febroary 2010

Lanka Rising no miresaka momba ny firokim-pitenenana eo amin'ny manana ny teny anglisy ho fiteny faharoa: “An'ny Anglisy ny Cricket (taloha), saingy isika no mahay milalao azy kokoa noho ry zareo ankehitriny mahatonga azy ireo hanaraka ny vaovaon'ny cricket aty amintsika. Afa-manao izany ve isika amin'ny fitenenana teny anglisy? Yes...