Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Aogositra, 2017

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Aogositra, 2017

29 Aogositra 2017

Lalao Cricket An-tanànakely, Amin'ny Endrika Karibeana

Amin'izao vanim-potoana izao, mitodika any amin'ny lalao cricket ny eritreritry ny Karibeana miteny anglisy . Rehefa mivezivezy manodidina ny iray amin'ireo faritra zanatany Britanika teo aloha ianao dia mety hahita sehatra maitso tahaka ity iray ity ao amin'ny tanànakelin'i Howsen, Trinite.

25 Aogositra 2017

Fanomezana Fetin'ny Fahaleovantena Alohan'ny Fotoana ny Medaily Volamena Azon'i Trinite & Tobago

Tafiditra ho tantara ny ekipan-dehilahin'i Trinite sy Tobago fa sambany nahazo medaily volamena tamin'ny hazakazaka 4x400 nandritra ny IAAF taona 2017 -- ary nahazo fitiavana avy amin'ny faritra ihany koa!

18 Aogositra 2017

Kyrgyzstan: Nindaosin'ny Fahafatesana Ny Mpanoratra Ary Nampiray Ny Firenena Ny Baolina Kitra

Tany am-piandohan'ny volana Jona, nisaona ny tontolon'ny bilaogy Kyrgyz, rehefa nanjavona ilay mpanoratra Kyrgyz lehibe Tchinguiz Aïtmatov. Saika ny ankamaroan'ireo bilaogera Kyrgyz rehetra no nanome voninahitra tao amin'ny bilaogy ho an'ilay mpanoratra malaza.

14 Aogositra 2017

Ny Krizy Ara-toekarena Migeja An'i Tiorkmenistana, Ny Filoha Mihira Sy Mitaingina Bisikilety

Misedra olana lehibe ny firenena, noana sy mangatsiaka ny vahoaka, ary tsy misy tahiry, tsy misy famokarana,...

13 Aogositra 2017

KarmaTube: Mampiroborobo Ny Fanovana Amin'ny Alalan'ny Fizarana Lahatsary/KarmaTube : Promouvoir le changement par le partage de vidéos

KarmaTube dia sehatra fifampizaràna lahatsary antserasera mba handefasana lahatsary fohy sy ny antony [ araka ny nofaritan'izy ireo] ao amin'ny Habaka. Manolotra anareo ny Skateistan avy any Afghanistan izahay , ny Seeds of Light avy any Afrika Atsimo, ary ny Barrios de Paz avy any Ekoadaoro amin'ny alàlan'ny KarmaTube.

08 Aogositra 2017

Ny Herinandro Tao Amin'ny Bilaogy Boliviana – Fony Tafakatra Mondialy

Efa ela ireo Boliviana no nanaiky tsy fidiny amin'ny zava-misy fa ho ao an-tanindrazana ihany ny ekipam-pirenena baolina kitra no hijery ny Amboara Manerantany.