Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Jolay, 2008
Shina : Ilay vola fahatsiarovana ny lalao olaimpika
Namoaka vola taratasy manana sanda 10 Yuan ny Bankim-bahoakan’i Shina ho fanamarihana ny lalao olaimpika hotanterahina any Beinjing amin’ny volana ambony. Raha mbola tsy mbola tonga eny ampelatanan’ny mpanangona azy akory ilay vola dia efa nanondro « fahadisoana » eo amin’ny fanambanin’ilay vola navoaka manokana sahady ny mpamaham-bolongana Naughty Lion...
Kazakhstana: Jery bolongana miresaka olaimpika
Miresadresaka ny mety ho vitan'ny mpilalaon'ny fireneny amin'ny lalao fanao anatin'ny andro mafana ny mpamaham-bolongana Kazakhstani amin'izao ankatoky ny lalao hotanterahina any Beinjing izao (araho ary ny tohiny) .
Shina: Sarkozy ve no fototry ny olam-pifandraisan'i Shina sy Frantsa?
'Fahafahana , Fitoviana, Firahalahiana, mba teny mambabo fo loatra lahy izany! Raha izany ary nahoana no mbola misy lonilony eo amin’i Shina sy Frantsa?'
Shina : Mivonòna sahady ny hijoro vavolombelona amin'ny fahatongavan'ny lalao Ôlaimpika
Efa nilaza sahady i Zuola izay vavolombelona mpitatitra eto amin'ny Aterineto fa isan'ireo ho any an-toerana izy [zh], ho tonga any koa ireo mpanao vy very ny ainy ara-pivavahana, ary toa eo am-pikatsahana mpanatri-maso avy any an-toerana ireo gazety vahiny, ary ireo vohikala mpivoy ny web 2.0 dia mihevitra fa misy lahatsary blaogy ara-tsary...
Shina : Finday ahafahana miblaogy omena maimaim-poana
Mety iharan'ny fandraràna ny fanaovana tatitra ara-blaogin-dahatsary [Vlogging] manodidina ny lalao Ôlaimpika (araky ny fiheveran-dry zareo), ary manantena ry zareo fa tsy hahakasika ny tolotry fringsters izany izay vao nametraka tolotra vaovao Finday ahafahana miblaogy omena maimaim-poana hoan'ireo rehetra izay mitatitra ara-blaogin-dahatsary ny lalao Ôlaimpika.
Shina : Raràna ny fanaovana tatitra ara-blaogin-dahatsarin'ny manodidina ny lalao Ôlaimpika
ProState in Flames izay mpitatitra an-gazety sy mpiblaogy no mitatitra mikasika ny fanambarana nataon'i Xu Chao, izay tale jeneralin'ny sampan-draharaha misahana ny zon'ny mpamorona [copyright] izay nanambara fa raràna ny fakana lahatsary manodidina ny lalao Ôlaimpika mba hanapariahana azy amin'ny blaogy, satria heverina ho tsy fanajana ny zo mifehy ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...