Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Jona, 2012

14 Jona 2012

Oganda: Maneho Ny Fanohanan'izy Ireo Ny Ekipa Nasionaly Ao Amin'ny Twitter, Facebook Ireo Mpampiasa Aterineto

Amin'ny faran'ity herinandro ity dia ho any Angôlà ireo Cranes hanomboka ny fifanintsanana hiadiana ny ho Tompon-daka Eran-tany 2014.. Hotanterahina amin'ny daty hankalazana ny Andron'ireo Maritiora Ogandey io lalao io, izay tanterahina ny 3 Jona isan-taona. Maneho ny fanohanany tsy ho faty ny Cranes i Oganda, mampiasa ny Twitter sy...

01 Jona 2012

Côte d'Ivoire: Miteraka Romoromo Ny Fanoloana Ny Mpanazatra Zahoui

Nanambara ny Federasiona Ivoarianan'ny Baolina Fandaka, fa manomboka ny alatsinainy 28 mey dia voatondro ho mpanazatra sy mpifantina ny ekipam-pirenena A hisolo an'Atoa François ZAHOUI i Sabri LAMOUCHI. Miresaka momba ity fanoloana tampoka ity ny Ivoariana.