Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Jona, 2008
Rosìa : “Revôlision'ny kitra”
Tena alin-dìa [bibidìa] sady tsy natoriana mihitsy tany Rosìa, taorian'ny fandresen'ny ekipa nasionaly ny Hôlandey 3-1 sy ny fahazahoany hiatrika ny lalao manasa-dàlana. Nahatratra 50'000 ireo olona nidina teny an-dalamben'i Môskoa, nankalaza ity fandresena izay tsy nantenaina intsony – ary fanehoam-piravoravoana toy izany no saiky hita niredareda eran'ireo tanana Rosìana...
Rosìa : Mpanohana kitra any Môskoa, an-tsary
nl mpampiasa LJ no manapariaka sarin'ireo mpanohana kitra any Môskoa izay nankalaza ny fandresen'ny ekipa nasionaly Rosìana ireo Soedàna – ato sy ato.
Madagasikara : Nahoana i Afrika no tsy mba avela hijery ny fiadiana izay ho tompon-dakan'i Eorôpa amin'ny baolina kitra UEFA ?
Raha mbola mankafy eo am-panarahana izay fiadiana izay ho tompon-dakan'i Eorôpa amin'ny taranja baolina kitra UEFA izao tontolo izao, firenena maro any Afrika no tsy afaka manaraka afatsy lalao 8 monja. Ny namana Jentilisa, dia manazava fa ny fikambanana AFNEX (African Network and News Exchange) no nametra izay isan'ny fifandonana...
Cap Vert : Fantarò i Pedro Gomes
Dan Klotz no manapariaka ao amin'ny Cape Verde Basketball mikasika an'i Perdo Gomes izay mpilalao Baskety avy any Cap Vert : Pedro Gomes is a very important part of the national team, a key man behind the scenes, involved with virtually everything to do with both the men’s and women’s...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...