Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Oktobra, 2017
Medellín, Kolombià : Manohana Ny Hetsika Fanoherana ny Tolon'Omby ny Governemanta Ao An-Toerana
...voalohany indrindra teo amin'ny tantaran'ireo firenena miisa 8 mankalaza ny fomban-drazana antsoina hoe tolon'omby no nisy governemanta nanohana hetsika fanoherana ny tolon'omby...
Bilaogera Shiliana Mandeha Bisikileta
Iray amin'ireo tanàndehibe maloto indrindra eto amin'izao tontolo izao (izay tsy hireharehantsika loatra) i Santiago, renivohitr'i Shily . Nisy ny vondron'ireo mpankafy bisikileta, nanomana fomba iray mba hampiroboroboana ny fandehanana bisikileta ao an-tanàndehibe tao anatin'ity toe-javatra ity.
Bangladesh : Fampandrosoana Amin'ny Fomba Rehetra
Raha ny marina, maneso momba ny laharampahamen'ireo Fikambanana Tsy Miankina maro i Khokon. ''Tena aleoko tanteraka miantso ity ho NPO'' (Non-For-Profit organization na Fikambanana Tsy Mitady Tombony Ara-bola).
Ny ‘Surf’ Any Shily
Tsy matahotra ireo mpanao 'surf' ao Shily na dia tonga aza ny vanim-potoana fahavaratra. Mandritra ny taona iray manontolo izy ireo no mivezivezy amin'ny morontsiraka mirefy 4.600 kilaometatra mahery ao Shily. Nizara lahatsary, traikefa ary ny fomba fiainany ireo vondrom-piarahamonin'ny mpankafy 'surf'.
Namelona Ny Fifandirana Taloha Nisy Teo Amin'ny Roa Tonta Ny Fanesorana An'i Japana Tanatin'ny Sarintanin'ny Lalao Olaimpikan'i Korea Atsimo
Nanazava ny fanadinoina an'i Japana tao anatin'ny sarintany ny komity mpikarakara ny Lalao Ririnina Olaimpika Pyeongchang 2018 fa "fahadisoana ara-teknika" fotsiny no antony.
Tontolo Arabo: Nahoana No Mangina Ny Arabe Mandritra Ny Lalao Baolina Kitra
OIona an-tapitrisany manerantany no miraikitra eo amin'ny fahitalavitra, mijery ny lanonana fanokafana ny Fiadiana ny Amboara Erantany avy ao Afrika Atsimo- ary tsy hafa amin'izany ny zava-misy ao amin'ny tontolo Arabo.
Ny Mondialy Antserasera: Ny Bilaogin'I Lionel Messi Sa Blognovela
Sabatra roa lela ny tranonkala manana endrika tsy fantatra anarana . Etsy andaniny, mamahanana bilaogy tsy mitonona anarana ary maneho ny tenany ho tsy manantahotra ho tratran'ny valy bontana ireo olom-pirenena izay miaina isan'andro ny fangejan'ny governemanta. Etsy ankilany, sarotra ny manamarina hoe iza no mpanoratra ao amin'ny bilaogy iray.
Sdàna: Ny Hatsaràn'i Darfour, Fikatsahana Fandriampahalemana, Ary ny Fifampidimpidiran'ny Fifanomezana Fotoanan'ireo Mpifankatia
Tiako hatrizay ny hijery ireo faritra hafa ao Sodàna, isan'ireny i Darfour, Juba, Kassala, ary Kadugly [...] Indrisy anefa, tsy nankasitrahan'ny reniko izany. Nitalaho taminy aho nandritry ny ora maro, fa tsy nisy vokany. Kivy tanteraka aho.
Bitsik'ireo Afgàna: Adin'akoholahy, Ririnina, ary Sisintany Tsy Milamina
Sarotra ny fepetran'ny Morgh Janngi, mahery setra ny habibiany ary mety ho lafo ho an'ireo mpiloka mandray anjara[...] indraindray manao antoka 100.000 ka hatramin'ny 200.000 Afghanis (Ar 5.900.000 - Ar 11.800.000)
Sakana Amin'ny Fanomanana Ny Lalao Paralaimpika Any Japana Amin'ny 2020 Ny Fanatrarana Fidirana Tsy Misy Sakana

Satria telo taona monja sisa no ananana mandra-pahatongan'ny lalao Paralaimpika any Tokyo amin'ny 2020, dia tsy maintsy miasa malaky ny governemanta Japoney mba hahatonga ny lalao ho tena tsy misy sakana.