Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Mey, 2018

31 Mey 2018

Famehezana ny Tontolon'ny Blaogy Poloney

"Fandresena kely, sy tsy maharitra ho an'ireo 'mpikatroka amin'ny 'click'' anefa raha araka ny Poland IP, izany no porofo toy ny fomba ara-drariny hanehoana hevitra sy hikarakarana ny fanoheran'ny vahoaka no fahitàn'ny vondrona mpitsikera ao Polonina ny aterineto."

29 Mey 2018

Antilles : Eo an-dalam-pitadiavana ny vahoaka Karaiba

Nanomboka hatramin'ny fiandohan'ny taona 2009, nanontany tamin'ny fomba samihafa ny momba ny mari-panondroana azy ireo, ny lovam-pireneny sy ny zavatra iainany amin'izao fotoana izao ny Indiana Tandrefana .

25 Mey 2018

Arzantina: Diego Maradona, Mpanazatra Vaovao Ho An'ny Baolina Kitra Arzantina

Rehefa mivahiny any ivelany ireo Arzantina, mifarana foana amin'ny fitanisana ny anarana " Maradona" ireo resadresaka ifanaovana amin'ireo mponina eo an-toerana, Diego Maradona, ilay mpilalao baolina kitra malaza indrindra erantany.

24 Mey 2018

Paragoay : Nahemotra ny Fifaninanana Hazakazaka Fiarakodia “Trans-Chaco”

Isantaona, tonga ao amin'ny faritra paragoaiàna ao Chaco ireo mpamily fiarakodia kalaza erantany mba handray anjara amin'ny fifaninanana hazakazaka fiarakodia Trans-Chaco, izay efa fanao hatramin'ny 1971.

17 Mey 2018

Fifanakalozan-kevitra mivantana tato amin'ny Global Voices momba ny lalao nifanindrianan'i Orogoay sy i Frantsa

Nandray voalohany ny fiadiana ny amboara erantany amin'ny baolina kitra, izay azo lazaina fa ilay hetsika ara-panatanjahantena  manerantany malaza indrindra ny kaontinanta Afrikana.

In-22 izay no nahanika ny tendrombohitra Everest i Kami Rita avy ao Nepal, zavabita tsara indrindra izany

"Manatratra ny tendron'i Everest? Tahaka ny raharaha fanao isan'andro ihany izany."

16 Mey 2018

Afrika Atsimo: Eto ny amboara manerantany (Valo taona alohan'i Rosia 2018)

Mbola eo an-dalana ny fanisa mianotra amin'ny andro miha-antomotra ho an'i Afrika eo amin'ny sehatra fanatanjahatena manerantany. Mihamitombo ny fahalianana manerana izao tontolo izao.

08 Mey 2018

Shina: Tsy mahazo hoentina ao amin'ny lalao olaimpika ny sora-baventy “Alefa Shina!”

Hiharan'ny fitsipika iombonana ireo izay manatrika ny lalao olympika amin'ity taona ity: tsy azo itondrana sakafo sy zava-pisotro avy any ivelany, tsy ekena ny fango ara-barotra rehetra ... saingy ankoatra ireo rehetra ireo, fitsipika iray izay toa nanorisory ny mpiserasera maro ny fandraràna sora-baventy hoe "Alefa Shina!".

07 Mey 2018

Mirohotra manangona sary Panini i Però fa tafita mondialy indray 36 taona taty aoriana

"Tao anatin'ny 25 taona nanagonako ny gazetiboky Panini, sambany aho nandraikitra sarin'ny mpilalao peroviana."

03 Mey 2018

Hanohana an'i Mohamed Salah i Azia Afovoany Amin'ny Mondialy ao Rosia

"Mampiditra ny tena Islam amin'izao tontolo izao i Salah sy ny lazany amin'ny fahaizana milalao baolina fandaka sy ny fitondra-tenany tsara."