Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Novambra, 2018
Miblaogy mikasika an'i India, NRIs, Bokkywood sy ny Cricket An-dranomandry
Sasany amin'ireo zavatra jerentsika ao anatin'ity fanaovana bango tokana ity ny mpanangona blaogy vaovao, ohatrinona ny mividy trano ao Bangalore, ny NRI, ny Bollywood Anglisy, ny cricket an-dranomandry.