Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Janoary, 2008
Ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina
Blog politique au Senegal no manolotra ny fomba fahitany ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina : Il existe une différence fondamentale : la manière de concevoir les choses et de...
Ghana: Sarin'ny CAN (fiadiana ny amboara ekipam-pirenena Afrikana)
David Ajao no manome saripika maromaro nalaina nandritra ny CAN na ny fifaninanan'ny ekipam-pirenena afrikana 2008: “Afaka tendrenao (kilikenao na pihanao) ny eo ambony sary ahitanao sary hafa na tendrenao ny...
Nizeria : “Super Eagles”: Inona no tsy nety ?
Mbola blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] ihany no ahafahana manaraka adihevitra taorian'ny faharesen'ny Nizeriana “Super Eagles” tamin'ny fifanandrinana tamin'ny Côte d'Ivoire Kamerona : Someone said this...
Ghana : Ghana 2008 Mivantana amin'ny Aterineto
Blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] dia mizara rohy vitsivitsy ahafahana manaraka mivantana ny lalao famaranana fiadiana izay ho tompon-dakan'i Afrika 2008, taranja baolina kitra: If you are always...
Ghana : Miblaogy ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008
Ghana 2008 dia blaogy mifantoka amin'ny fitanterana ny lalao famaranana fiadiana ho tompon-dakan'i Afrika 2008 taranja baolina kitra : I welcome you all to Ghana 2008 – the 26th African...
Ginea: filaharan-hafaliana amin'ny baolina sy ny politika
Jorge Rosmaninho [pt] no mitantara fa mameno ny araben'i Conkary ao Ginea ny fihetsiketsehana feno firavoravoana noho ny fahatongavan'ny Cup of African Nations, Nanomboka androany (alahady io). Football (baolina fandaka)...
Ghana : Mivantana ao amin'ny “African Path” ireo lalaon'ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika, baolina kitra
Hampitain'ny African Path mivantana ny fiadiana ho tompondakan'i Afrika lalao baolina kitra izay ho tanterahina any Ghana : The games will be online at http://tv.africanpath.com. The Africa Cup of Nations...