Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Novambra, 2010
Però: Tompondaka manerantany tamin'ny lalao surf
Nanomboka tamin'ny faha 19 Oktobra, nandeha tany Però ny mpilalao 'surf' avy ao Però, Kanadà, Alemaina, Goatemalà, Aostralia, Japana, Frantsa, Ekoatera, Orogoay ary Afrika Atsimo mba handray anjara amin'ny Fiadiana ny ho tompondaka manerantany Billaboing ISA lalao 'surf' taona 2010. Tompondaka tamin'izany ny Peroviana.