Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Septambra, 2008
Jamaïka, Guyana : Makotroka ny fodian'i Bolt any an-tanindrazana
The rain didn't stop Usain Bolt's return ‘back a yawd’. People lined the road from Norman Manley Airport all the way to the Jamaica Pegasus Hotel in New Kingston “Tsy...
Tirinite sy tobagô, Jamaika: Fety olaimpika
“Volam-pihobiana ity olana Septambra ity ho an'i Tirinite sy Tobagô ary Jamaika noho ny figadonan'ireo Atileta nandray anjara tamin'ny lalao olaimpika tany Beijing farany teo tany an-toerana”: Caribbean Beat Blog...