Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Desambra, 2021
Nohamafisin'ny governemanta amerikana ny fanaovana ankivy ara-diplaomatika ny Lalao Olaimpika Ririnina 2022 any Beijing
Nanambara ny fanaovana ankivy ara-diplaomatika ny Lalao Olaimpika Ririnina 2022 any Beijing ny governemanta amerikana, nilaza ny ahiahiny momba ny “fanitsakitsahana goavana ny zon'olombelona sy ny habibiana mahatsiravina ao Xinjiang.” Firenena maro no mety hanara-dia izany.