Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Oktobra, 2008
Cote d'Ivoire : Namoaka ôtôbiografia i Didier Drogba
Théophile Kouamouo mpanao gazety mitatitra hoan'ny gazety Frantsay “Le Monde” avy any Abidjan no mizara izay fiheviny ilay boky “C'était pas gagné” [Tsy fandresena mora azo], ôtôbiografiana kalaza mpilalao baolina kitra...
Kolombia: Mpilalao golf lasa reharehan'ankizy
Ao amin'ny Good Times in Medellin (fotoana mahafinaritra ao Medellin), no anoratan'i Medellin Travel fa manana olona vaovao azo atao fitaratra ny ankizy Kolombiana: 26 taona ilay mpilalao star Camilo...