Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Janoary, 2017
Fampahafantarana ny ‘Vovinam’, Haiady Vietnamiana Iray Nilona Lalina Tao Anatinà Tantara Politika
Ny Vovinam, setrin'ny fibodoan'ny Frantsay tao Vietnam, dia safiotran'ireo fampiharana fahiny hita manerana ny firenena Azia Atsimo-Atsinanana.
Fahatsiarovana an'i Gholamreza Takhti, Mpanao Fanatanjahantena Be Mpitia Indrindra Tao Iran Nifampitolona Tamin'ny Shah
Ny fanoheran'i Takhti ny fitondrana ihany koa no nahavoa azy. Hita tao amin'ny efitra fandraisambahiny iray ny vatana mangatsiakany tamin'ny 7 Janoary 1968.
Mumbai: Manery Ireo Ankizy Hilalao Any Amin'ny Tany Maloto Ny Tsy Fahampian'ny Tany Malalaka
“Tsy lazainay amin'ny ray sy reninay hoe eto izahay no milalao". Mihevitra ry zareo hoe any aminà toerana madio izahay no mandeha milalao. Raha fantatr'izy ireo .., tsy ho avelan'izy ireo mivoaka milalao intsony izahay"