Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Avrily, 2015
Fanatanjahan-tena Mahate-ho-tia Ve Sa Fampijaliana Biby Ny Fanatanjahan-tena Nasiônalin'i Meksika?
Fanehoana fampisehoana Meksikàna mahoraka ve ny charrería sa fomba fanao hampijaliana biby?
“Mpanao Ady Totohondry Be Fangorahana” Ao Japana Nanome Fiofanana Sy Fanantenana Hoan'ireo Mpanao Ady Totohondry Madinika Filipiana
An'arivony ireo Filipiana mpankafy ady totohondry maniry ho lasa tompondaka manerantany tahaka an'i Manny Pacquiao saingy maro ireo mahantra sy tsy mahazo fanazarantena araka no tokony izy.