Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Oktobra, 2007
Afrika Atsimo : Afrikana Tatsimo lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra
Ny mpiblaogy Nich Harambous dia velon-dera ny mpilalao baolina lavalava Bryan Habana izay lany ho mpilalao baolina lavalava mendrika indrindra : « The man is pure brilliance. He equalled Jona Lomu’s RWC record for tries scored (8) and definitely made his mark as one of South Africa’s all time great...
Afrika Atsimo : Ny Anglisy no tanjona manaraka !
Taorian'ny fandresen'i Afrika Atsimo an'i Arzantina tamin'ny lalao manasa-dàlana ho amin'ny fiadiana ny ho tompon-daka eran-tanin'ny taranja baolina lavalava [rugby] dia nanambara ny mpiblaogy Lux Mantambo: « tsy tena nahafa-po, tsy lalao toy ireny no nandrasanay, anefa tafakatra ny ekipa Sprinboks ary namandrika ny toerany amin'ny lalao famaranana. Ny Anglisy...
Borkina Fasô : Borkina Fasô kinga kokoa noho ny Neo-Zealandey amin'ny taranja baolina lavalava !
Mba fantatrao moa fa lalao iray ihany no mba hany naharesy ny ekipam-pirenen'i Borkina Fasô amin'ny taranja baolina lavalava [rugby] ? [Anglisy] « Ary satria toa somebisebin'ny lalao famaranana ny fiadiana ho tompon-daka erantany amin'ny taranja baolina lavalava ny rehetra, dia angamba mety ho liana ianao ny hahalala bebe kokoa...
Masoarabo: Tsiditsidika blaogy Ejipsiana
Niasa fatratra ny blaogy Ejigypsiana, tsy jerena ny fiaraha-mientana nataon’ny gazety maro nitokona tsy nivoaka indray andro noho ny fanagadrana mpanao gazety Ejipsiana. Ny lohahevitra anio ary dia hiresahantsika momba ny fitokonana, ny fahatsiarovana ny 6 oktobra nanombohan’ny ady tamin’Isiraely ary ny nampidirana an-tranomaizina mpivavaka Shiite Ejipsiana iray. Nitokona ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...