· Septambra, 2021

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Septambra, 2021

Bahreïn : kintan'ny fanatanjahantena vaovao, Ruqaya Al Ghasra

  04 Septambra 2021

(Lahatsoratra tamin'ny volana Aogositra 2008) Fahenina izy nandritra ny fifanintsanana ary efa vita ny nofinofiny ho tonga vehivavy Arabo voalohany avy ao amin'ny Helodranao handray anjara amin'ny lalao famaranana Olaimpika fa saingy azo antoka fa nahasarika ny sain'ny mpisera aterineto ilay mpanao hazakazaka avy ao Bahreïn Ruqaya Al Ghasra. Sarotra...