Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Avrily, 2013
Lasa Nifanandrina ny Football sy ny Labiera ao Panama
Football sy labiera, zava-droa tian'ny Panameana indrindra, no lasa nifandona rehefa nalain'ny orinasa mpamokatra labiera Baru-Panamá [es] ny kaonty bankin'ny Federasiona Panameana Football (FEPAFUT), itakiany onitra $7 tapitrisa dolara amerikana noho ny fanapahana...
Brezila: Fifandirana amin'i FIFA Momba ny Varotra Acarajé Mandritra ny Mondialy
(Teny Portiogey avokoa ny rohy) Niteraka fahatezerana ho an'ny Breziliana ny fanapaha-kevitry ny FIFA handrara ny fivarotana acarajés ao amin'ny kianjan'i Fonte Nova ao Salvador de Bahia mandritra ny mondialy...
Lesona Ho An'i Okraina Ny Fanatanjahantena Kroaty
Betsaka no tokony hianaran'i Okraina izay misy mponina 45 tapitrisa amin'i Kroasia, izay manana mponina mahery kelin'ny 4 tapitrisa raha resaka fikarakaràna hetsika ara-panatanjahantena ho an'ny ankizy no resahana.