Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Septambra, 2017

29 Septambra 2017

Manoratra I Torkia…

... momba ny baolina kitra no resaka amin'ity herinandro ity, na hoe nampiana bilaogy Tiorka miisa 2 tato amin'ny lisitra tamin'ity herinandro ity izay mifantoka amin'io lohahevitra io. Mahafinaritra ny mahita ireo bilaogy natokana ho an'ny fanatanjahantena misandratra tahaka ireo izay miavaka sy mahaliana....

28 Septambra 2017

Ny Herinandro Tao Koety

Avelan'i Nibaq tao an-trano fandrona ny milina fanoratsoratany ka dia manoratsoratra eo daholo ny tsirairay ao an-tokantrano

26 Septambra 2017

Sary Avy Any Okraina : “Ny Baolina Kitra Tavoahangin-drano”

Tavoahangin-drano 2 litatra no ataon'ireo mpankafy baolina kitra tia karokaroka any an-Tendrombohitra Carpathian any Okraina ho baolina....

24 Septambra 2017

Ny Herinandro Tao Bahrain (03/2006)

Mibahana ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Bahrainita tamin'ity herinandro ity ny kolontsaina sy ny zava-kanto, na dia teo aza ny hetsika fandraisana anjara amin'ny Bahrain International Circuit, izay nampiantranoin'ny fanjakana ny Bahrain Grand Prix tamin'ny 12 Martsa.

18 Septambra 2017

Ny Malaza Ao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Saodiana

Lalao baolina kitra sy hockey, hijab (voaly) sy fatwas, fihaonan'ny bilaogera, ary marobe kokoa avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana tamin'ity herinandro ity.

06 Septambra 2017

Noresen'ny Mpilalao Football-n'ny Jamba Rosiana ny Tsy Fahampian'ny Vola Fanohanana Hahatonga Azy ho Tompondaka Eoropeana

Azo ny fandresena herintaona taorian'ny nanintsanana ny ekipa tamin'ny Lalao Paralaimpika noho ny fahatrarana fampiasana fanafody mampatanjaka tamin'ny ankapobeny.

04 Septambra 2017

Azia Atsimo: Holi, Fampakarambady, Bollywood, Ranomandry, sns…

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Martsa 2007) Arahabaina isika rehetra mpamaky nahatratra ny Holi. Ny fetiben'ny loko fanaon'ny Hindò rehefa lohataona no isan'ny fetibe nentindrazany tena malaza indrindra any India sy Nepal. Lazain'ny South Asia Biz hoe ny tarika Indiana mpilalao Cricket, izay tany Karaiba tamin'io fotoana io hiady izay ho...