Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Avrily, 2010
Afrika Atsimo: Firohotana mividy tapakila nony manakaiky ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany 2010
Nanamarika ny andro voalohan'ny fivarotana ny tapakilan'ny Amboara erantanin'ny FIFA any Afrika Atsimo ny fikorontanana ary nisy mpankafy iray mihitsy aza maty. Mihoatran'ny tapakila 500,000 no efa lafo tany amin'ireo mpivarotra mpanijara tao an-toerana
Repoblika Dominikana: nandresy tamin’ny Carribean Series ny Leones
Taorian’ny "baseball" fanao rehefa andro ririnina any amin’ny Repoblika Dominikana, izay nahitana ireo tarika roa lehibe mahazatra tsy tafita ho amin'ny lalao famaranana, ny Aguilas Cibaeñas (Cibao Eagles) sy ny Tigres de Licey (Licey Tigers), dia ny Leones del Escogido (Lion'ny Voafidy) no naka ny toeran'izy ireo, ekipa iray mpanao...
Kazakhstan: Adihevitra mikasika ny vokatry ny lalao olaimpika
Somary tsotsotra ihany ny fahaiza-manaon'i Kazakhstan tamin'ny lalaon'ny ririnina Vancouver noho ny medaly vola fotsy iray mba azon'i Elena Krustaleva tamin'ny biathlon 15km-n'ny vehivavy. Avy any Rosia i Elena ary nihazakazaka ho an'i Rosia foana nefa dia araka ny miseho dia novidian'i Kazakhstan izy ary dia nisy vokany izany, hoy...
Lahatsary: Lalao Amerikana Tatsimo any Medellin, Colombia
Nandritra ny roa herinandro izay no renivohitry ny lanonana sy ny lalao fanatanjahantena isankarazany ny any Medellin, Colombia noho ny fandraisan'ity tanàna ity ny Lalao Amerikana tatsimo fahasivy (ODESUR) ifaninanan'ny firenena Amerikana Latina sy handrombahana medaily amin'ny taranja isan-karazany. Miala amin'ny mahazatra kely na ny tompontany na ny vahiny hizaha...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...