Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Jona, 2010
Pero: Nitsidika an'i Lima ireo tompondaka roa erantanin'ny lalaon-tsaina echec
Nandritra ny roa andro, dia nampiantrano an'ireo tompondaka roa erantanin'ny echec, Gary Kasparov sy Anatoly Karpov i Lima. Samy tonga hanao lalao fampisehoana izy roa ireo, izay nifanandrinan'izy ireo tamina...
Alzeria: Mbola manantena hatrany miaraka amina voromahilala ambinina eo anilan'izy ireoAlgeria: Still Hoping
Taorian'ny fahareseny teo anatrehan'i Slovenia, dia nahazo hery ry zareo Alzeriana ny 18 Jona rehefa nifanandrina tamin'ny ekipa Anglisy izay natoky tena ny handreseny. Raha alaina sary an-tsaina ny fifanandrinan'ny vendrana amin'ny ekipa mahay, dia nanome fanantenana ireo mpankafy an-tapitrisany izay manantena fa hahita ny ekipa Maitso handingana ny fihodinana voalohany.
Korea Atsimo sy Avaratra: Tankina noho ny Mondial ny fifampihenjanana
Somary nihanalefaka kely ny fifankahalàna nisy teo amin'ireo Korea roa tonta izay tsy nitsaha-nisondrotra nanomboka tamin'ny faharendrehan'ny sambo mpiady iray an'ny Korea Atsimo noho ny tifitra nolazaina fa avy amin'i...
Holandy: Vehivavy roa nosamborina tany amin'ny Mondial fa manao dokambarotra labiera tsy ara-dalàna
Vehivavy Holandey roa miasa any amina orinasa mpamokatra labiera Bavaria any Pays-Bas no nosamborina noho ny fanaovana dokambarotra ho ana labiera izay tsy mpanohana ofisialy ny Fiadiana ny Tompondaka erantany...
Alzeria: Fahadisoam-panantenana sy hatezerana taorian'ny faharesena nanoloana an'i Slovenia
Mpanohana mijery amin'ny alalan'ny Amenkifo ao amin'ny Flirck nahazoana alalana tamin'ny Creative Commons Taorian'ny fiandrasana naharitra 24 taona, dia nandray anjara indray tamin'ny fiadiana ny tompondaka eran-tany amin'ny baolina kitra...
Meksika: vonona hifanandrina amin'i Frantsa
Milalao ao anatin'ny vondrona A mifanandrina amin'i Uruguay, Frantsa ary Africa Atsimo ny ekipa Meksikana amin'ity Mondial FIFA 2010 ity. Amin'ny lalao fanokafana dia I Meksika no nifanandrina tamin'ny mpampiantrano,...
Afrika Atsimo: Adihevitra momba vuvuzela amin'ny mondial
Angamba azo hamaritana ny endriky ny fifaninanana fiadiana ny amboara erantany 2010 ny firentirentin'ny kianja vaovao sy ny karazam-pitafiana marevaka anaovan'ny mpanohana ny ekipam-pirenena 32 mifaninana. Tsy misy fisalasalana kosa...