Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Desambra, 2009
Serbia: Fandrahonana ny mpanao gazetin'ny B92
Ny mpanao gazety Serbiana Brankica Stankovic, namorona fandaharana amin'ny fahitalavitra momba ireo hooligans any Belgrade, dia nahazo fandrahonana hentitra, tamin'ny alalan'ny Facebook. Mandinika ireo valin-teny ao amin'ny tontolon'ny blaogy Serbiana i Sinisa Boljanovic