Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Mey, 2016
Nalàna Sarona Tao Sarajevo Ny Saribe An-drindrina Mampiseho An'i David Bowie
Sary an-drindrina ho fankasitrahana ny fandraisan'i Bowie anjara tamin'ireo ezaka noho ny maha-olona nandritry ny fahirano nanjo an'ilay tanàna Balkàna nandritry ny andian-taona 1990.
Miteny “Gineana” Va ianao ? Na Ireo Teny 10 Voalohany Tsy Mitovy Dika Ao Ginea Sy Any An-kafa
Ilay bilaogera Gineana, Alimou Sow, nahazo ny loka 2013 avy amin'ny daholobe , tao anatin'ny sokajy Bilaogy Tsara indrindra amin'ny fiteny Frantsay tamin'ny 2013, ho an'ny bilaoginy Ma Guinée plurielle, no manolotra ao anatin'ny lahatsorany farany "Miteny "Gineana" Va ianao ? ireo teny sy fomba fiteny 10 voalohany amin'ny teny frantsay manaraka ny loko ao an-toerana, izay ireto ny sasantsasany aminy
Ny Fiovàn'ny Hatsaràn'Endrika sy Bika Tao Japàna Tato Anatin'ny 100 Taona
Miainga avy amin'ny volo lava mankany amin'ny fohy, avy any amin'ny ankosotra matevina ka hatramin'ireo tsotsotra, nandalo fiovàna mahavariana ny fikolokoloana hatsaràn-tarehy tao Japàna tato anatin'ny 100 taona farany.
Alianza Arkana, Manely Ao Anaty Tambajotra Ireo Fahalalana Nentin-drazana Sy Ny Andavanandron'ireo Shipibo ao Ucayal, Pero

Fikambanana iray ny Alianza Arkana, izay miasa ao Amazonia peroviana ho amin'ny velontenan'ny vahoaka Shipibo amin'ny alalan'ny fanampiana azy ireo hitandrina ny tontolo iainana,.
Noesorin'ny Akademian'ny Zavakanto Sy Siansa Ao Makedonia Ny Filazàna Ny Trosam-panjakana Taorian'ny Fanerena Ara-politika
Resaka iray mahamay ny resaka trosam-panjakana ao Makedonia, iray amin'ireo firenena mahantra indrindra ao Eorôpa .
Mitondra Fanazavana Momba Ireo Zavabaovao Ara-tsiansa Tsy Dia Taterina Na Aseho Loatra Ao Amerika Latina Ireo Bilaogera
Manakory ny fandrakofana ataon'ireo mpilaza vaovao ny fandrosoan'ny siansa ao Amerika Latina? Milaza ireo blaogera ao amin'ny tetikasa CienciaLatina ("Siansa Latina") fa tsy ampy izany.
Nandray ny Google Street View i Kyrgyzstan
Ankehitriny tsy voatery hivoaka ny biraony ny KGB ao an-toerana.
Gidragidra Tamin'ny Marathon'i Skopje Ilazàn'ny Mpikatroka Manohitra Ny Tsimatimanota Fa Santionan'ny Herisetran'ny Governemanta Ireny
"Tsy dia nisy fiantraikany lehibe, saingy miharihary fa mihevitra ny fampiasan-kery ho fitaovam-piadiana azo ampiasaina ny fitondrana"