Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Marsa, 2018
Inona No Ambaran'ny Biby Famantarana Olaimpika sy Paralaimpika 2020 Japoney Manoloana Ny Fahasembanana
Rehefa mamaky amim-pitandremana fatratra ny famariparitana ilay endrika anefa, na izany aza, dia ho hitanao fa tsy toy ilay biby Olaimpika iray hafa namany, ilay biby famantarana Paralaimpika fa tsy nofaritana mazava ho "atleta" izy.
Japana: Sary Mamoafady Ve Sa Zavakanto ?
Tamin'ny 19 Febroary 2008, namoaka didy ny Fitsarana Tampony Japone fa tsy nandika ny lalàna momba ny fihetsika mamoafady ilay bokin'i Robert Mapplethorpe izay voatàna tany amin'ny seranam-piaramanidin'i Narita tamin'ny 1999 noho ny fiheverana hoe resaka vetaveta ny votoatiny. "Mapplethorpe" no lohatenin'ilay boky resahana, ahitàna pejy 384 misy sary miresaka...
Andro Iraisam-pirenena Ho An'ny Tononkalo, Andininy Sasany Avy Ao Am-pon'i Persia
"Ny alahelo ato am-poko, dia tahaka ny tendrombohitra/Ny fo eo ambanin'ny tratranao, tahaka ny vato."
Skypecast: Andrea Monti Avy Ao Amin'ny ICTlex
Nilaza izy fa tokony tsy hieritreritra intsony momba ny sehatra antserasera ho "zavatra tsy tena misy" ny olona raha oharina amin'ny sehatra ara-batana, satria sahala ny zo sy ny fahalalahana ivelany sy anatin'ny aterineto raha araka ny lalàna .
Japana : Fitomboana Tahanà Famonoantena Be
Nandritra iny faran'ny herinandro iny, nitatitra resaka trangana famonoantena maro ny filazambaovao Japone izay misy ifandraisany amin'ny fampiasàna "gaz de sulfure d'hydrogène", tamin'ny fanomezany famaritana amin'ny antsipirihany ny singa ao anatiny sy ny fomba nampiasana azy, hatramin'ny mombamomba ireo niharan-doza ihany koa. Tena nipariaka be sy namendrofendro be ilay fanadihadiana...
Avy ao Angletera Mankao Maraoka ary Gaza
Reda Blog mampifandray ny fahasiahan'ny Printsy Edward amin'ny biby, ny famoretan'ny polisy Maraokana ny mpanao fihetsiketsehana, ary ny daroka baomba tao Gaza:
Rakipeo Fandalinana Boky: Fisaka Ny Tany
Fandalinana ny Bokin'i Thomas Friedman "Fisaka ny Tany."
Rakipeo: Famahanana Bilaogim-pitiavana Amin'ny Teny Shinoa
Tany Shina ny Profesora Charlie Nesson, mpanohana mahafatra-po ny Global Voices. Nandrakitra rakipeo izay nanatontosany antsafa tamin'ny bilaogera Shinoa iray niarahany tamin'i Ben Walker, mpanao gazety ao amin'ny onjam-peo antserasera iray; mampiasa ny bilaoginy ity bilaogera Shinoa ity hifandraisany amin'ny sipany izay indrisy fa mipetraka any an-tanàndehibe hafa.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...