Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Marsa, 2011
Qatar: Rahona artifisialy mitatao ny Kianja
Nanosika ilay firenena kely saingy manankarena halaza indray ny fisian'ny tetikasa iray hamoronana fitaovana mamorona rahona vitan'olombelona azo baikoan-davitra, mandeha amin'ny herin'ny masoandro entina hampangatsiatsiaka ny eny an-kianja. Efa herinandro...
Japana: Ireo lesona mikasika ny fitantanana ny krizy amin'ny fifaneraserana amin'ny vahoaka, omen'i Edano, Mpitantsoratry ny Governemanta
Tian'ny manampahaizana amin'ny Fifandraisam-bahoaka Takashi Kurosawa ny fomban'ity lehilahy ity, milaza amin'ny antsipirihany ny zavatra tsara ataon'i Edano ao amin'ny lahatsoratry ny bilaogy "ireo zavatra 10 Fianatra amin'ny Mpitantsoratry ny Governemanta Edano mikasika ny Fifandraisam-bahoaka eo amin'ny Fahaiza-mandinika ny Fitantanana ny Krizy" (枝野官房長官から学べる10のこと:危機管理広報の視点から).
Côte d'Ivoire: Inona no vahaolana amin'ny krizy taorian'ny fifidianana?
Tsy misy fiovana mihitsy ny krizy iainan'i Côte d'Ivoire taorian'ny fifidianna filoham-pirenena fihodinana faharoa natao ny 28 novambra 2010 izay nifanandrinan'i Laurent Gbagbo sy i Alassane Ouattara izay samy milaza...
Shina: Fahatsiarovana an'ilay poety Adaladala teraka taorian'ny taona 80, Xiao Zhao
Tamin'ny 14 Febroary 2011, ilay poety Xiao Zhao 25 taona dia namono tena tamin'ny fitsambikinana teo ambonin'ny tetezana akaiky ny tranony ao amin'ny farintanin'i Hunan. Raha nisarika ny sain'izao tontolo ilay...