Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Oktobra, 2016
Ratsy Endrika Kokoa Fa Tsy Mahafinaritra: Ny Fomba Fiasan'ny Fanjakana Holandey Manoloana ny Fomba Amam-panao Pete Mainty
Mampiseho ny porofo fa misy fiantraikany ratsy ao Holandy ny fomban-drazana Pete Mainty, indrindra eo amin'ny tanora, saingy tsy mahavitra mamaha ny olana ny fanjakana Holandey.
Nitrifana Tamin'ny Fanamby An-Tserasera Fonona Ranom-boakazo Iray Ny Antoko Mpanohitra Ao Ghana
Firenena Afrikana somary milamina i Ghana, indrindra rehefa hoavy ny vanim-potoanan'ny fifidianana.
Tsiaro An’ i Biljana Garvanlieva, Makedoniana Mpamokatra Sarimihetsika Nanome Fitenenana Ho An'Ireo Vehivavy Voahilikilika
"Ny handrava ny fiheverana ny vehivavy misy eto Makedonia no antony manosika ahy amin'ny maha-mpanoratra fanadihadiana ahy "
Nahoana Ny Efitra Fandroan'ny Japoney No Tsara Indrindra, Sy Lahatsary Hafa
Ankizy no nanatontosa ity bilaogin-dahatsary ity ary manazava ny hoe tahaka ny ahoana ny fiainana ao Japana.
Tsara Vintana Aho Manana Pasipaoro Siriana
"Hitanao ho toy ny sarotsarotiny ve aho? Mety hoe satria tsy azoko mihitsy hoe iza no hamaly “Eny” amin'ny fanontaniana hoe: “Mpikambana amin'ny fikambanana miafina voarara ve ianao?'"
‘September': Sehatra Vaovao Hivoahan'ny Hevitra Elatra Havia Ara-Politika Manerana Ny Firaisana Sovietika Teo Aloha
"Mbola tsy Oktobra izao kanefa ho avy izany". Izany no teny fanevan'ny "September", tranonkala vaovao iray izay mikendry ho sehatra hamoahana ny fomba fijerin'ny elatra havia manerana ny Firaisana Sovietika teo aloha.
Ny Thailandey amin'ny Faritra Be Mponina no Voalohany Milalao Ao Amin'ny Kianja Filalaovam-baolina Tsy Mahitsizoro ‘Voalohany Eto Amin'Izao Tontolo Izao’
Nanaporofo ity kianja filalaovam-baolina tsy mahazatra ity fa afaka mampiroborobo ny famoronana ampiasaina hikarakarana toerana ho ilaina ny famoronana ivelan'ny fefy mahazatra.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...