Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Janoary, 2010
Haiti: Ny olana nateraky ny fanampiana iraisam-pirenena
Dimy andro aty aorian'ny horohoron-tany namotika ny renivohitry Haiti, Port-au-Prince sy ireo tanàna hafa toa an'i Leogane sy Jacmel, dia mbola sarotra ho an'ny mpamonjy voina sy ireo mpitsabo ny...
Karaiba: Jeritodika isam-paritra 2009
Amin'izao fankalazan'ny Global Voices ny faha-dimy taonany izao, dia izao no fotoana hanararaotina hanazavàna ny antony anaovantsika izay ataontsika sy izay fiovana vitan'ny asantsika. Araka ny namintinan'ny mpiara-miasa amiko Jillian...
Ejipta: Fanentanana “Mitenena”
Raha miomana fatratra ho amin'ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin'ny taona 2011 i Ejipta dia misy andian'olona ao amin'ny tontolon'ny bilaogy manao fanentanana mampirisika ny olona hino fa afaka manova izy...
Japana: Aelezo ny hafatra, adikao
Tafatafa an-tsary [en] niarahana tamin'i Kyo Kageura, lehiben'ny tetikasa Minna no Honyaku (みんなの翻訳, fandikan-teny ho an'ny rehetra, Translation for all) [ja], sehatra iray ho fandikana teny hanampy ireo ONG [Fikambanana...