Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Mey, 2008
Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey
Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana,...
Amerika : Fasana ambanin'ny ranomasina
Lulu izay mpiblaogy Jordaniana monina any Amerika no manapariaka ao amin'ny memoirs of Lulu [ireo tahirin'i Lulu] mikasika ny fasana ambanin'ny ranomasina hoan'ireo izay tia ny ranomasina fahavelony any Florida, Amerika :...
Cap Vert: momba ny vola Euro ho vola fampiasa any an-toerana
Mandanjalanja ny hevitry ny mpanohana sy ny mpanohitra amin'ny fanaovana ny Euro ho vola manankery miasa any Cap Vert i Virgílio Brandão [pt]. “Tsy maintsy heverin'ny firenena ny ho endrikendriky...
Barbada : Fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety
Bajan Global Report dia mizara izay heviny mikasika ny adihevitra mikasika ny fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety : Jewel Forde believed that blogs should be policed....
Guyana : Ny itiavako azy
Guyana-Gyal no mizara izay fomba fijeriny izay fomba ahafantarana fa tena fitiavana ? any Guyana : Mammy, you know what I think love is? It ain’t the giving of things....