Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Febroary, 2020
Injeniera Peroviana notolorana ny loka iraisam-pirenena tamin'ny hevitry ny galety miady amin'ny tsy fahampian-drà
Ahitana singa fototra telo ny galety izay noforonin'ilay injeniera Peroviana Julio Garay ary miady amin'ny anemia, aretina mpahazo ny efa ho antsasaky ny ankizy Peroviana.