Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Febroary, 2013
Vitan'ny Artista Bangladeshi Sariitatra Ny Hetsi-Panoherana ao Shahbag
Mandroandroatra hatraty amin'ny andro faha-12 ny hetsi-panoherana ao amin'ny kianja Shahbag ao an-drenivohitr'i Bangladesh, izay itakian'ny olona an'arivony mivory ao ny fahafatesan'ireo meloka an'ady. Isan'andro no itakian'ireo olona an-jatony, tanora na antitra, avy amin'ny finoana sy lokom-bolonkoditra isan-karazany ny fanantonana ireo nahavita famonoam-bahoaka, fanolanana, fakana an-keriny, ary heloka hafa manapotika ny mahaolona nandritra ny...
Media Sosialy Ao Meksika sy ny Fitiavana Revolisiona
Manerantany, hahita “Meksika isan-karazany” amin'ny vaovao ianao: ny paradisan'ny fety-tora-pasika-masoandro-tequila, firenena miady amin'ny rongony – mampidi-doza sy firenen'ny mpanakanto- mpihira vako-drazana-maroloko miaraka amin'ny sakafo mafilotra mila fantarina. Firenena midadasika sy isan-karazany i Meksika, ary roa andro lasa izay, hipoky ny vaovao mahery vaika ny media sosialy Meksikana, nanomboka tamin'ilay loza...
Mihevaheva Mitety an'i Singapore
‘Nihevaheva’ (nanao lévitation) nitety an'i Singapore i Jayden Tan sy i Jeff Cheong ary nampianatra ireo mpianatra ny tsiambaratelon'ny fakana sary mihevaheva. Nahasarika ny tao Singapore ny tetikasan-dry zareo ary maro ny olona no nahamarika ny famoronana nataon-dry zareo eo amin'ny sehatry ny fakana saripika.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...