Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Marsa, 2016
Fanentanana #UnfairAndLovely: Miady Amin'ny Fitsaratsarana Lokon-koditra Ireo Vehivavy
"Nolazaina tamiko foana fa tsara kokoa ny mazava hoditra, nefa tsia, io no hoditro ary tiako io. #unfairandlovely"
Manontany Ny Syriana Iray: Mahavita Mamono Olona Ve Aho?

"Isaky ny misy tantara midona amiko," hoy ilay mpikatroka Syriana Marcell Shehwaro, "dia mihena tsikelikely ao amiko ny fitokisan-tena fa olona sady tsy mahavita mamono aho no te-hamono olona."
Misy Toerana Mahasambatra Ve ao Okraina? Jereo Ato Amin'Ity Sarintany Ity

Misy vondrona mpanolotena iraisampirenena iray manangana sarintany an-tserasera ahitana ny toerana rehetra ao Okraina hanandroan'ny olona ao fa mahatsiaro sambatra (faly) ry zareo.
Minia Mijery Izay Ao Amin'ny Tambajotrantsika.

"Saingy izao no izy: tsy mampaninona ahy ny tsy miombon-kevitra amin'ny zavatra hitako antserasera. Mihoatra noho izany aza; te-hahita zavatra tsy itovizako hevitra aho amin'ny aterineto. ."