· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Desambra, 2018

Sombina vaovaon'ny herinandro momba ny fahasamihafan'ny tontolom-blaogy ary ny fanamby Halley/Levy

Miatomboka amin'ny teny nolazain'i Keith Jenkins izay maneho hevitra mikasika ny blaogin'i Rebecca ny tsanganan'i Steven Levy tao amin'ny andiany manaraka amin'ny Newsweek, izay naneho ny ahiahiny hoe matetika tsy dia voasolo tena be loatra ao amin'ny tontolon'ny blaogy noho ny any amin'ny haino aman-jery nentim-paharazana ireo olona tsy fotsy fiodirana

31 Desambra 2018

Ejipta: Dov'è L'Amore (Aiza ny Fitia)

Andron'ny Mpifankatia ny Alakamisy lasa teo, ary azo antoka fa tsy hamela io fotoana io handalo fotsiny ka tsy hanoratra momba azy ireo bilaogera Ejipsiana, na hanolotra fomba fahandro Mofomamy misy Sokolà (Tarte au Chocolat) hafa kely mihitsy aza ho an'ity andro ity ka hiantso izany hoe "Ilay sakafon'ny Fitiavana".

20 Desambra 2018

Ejipta: Ny Kianjan'i Tahrir, Nofinofy Kely Iray

Iray amin'ireo endriky ny revolisiôna niseho tao Ejipta ny fiainana andavanandron'ireo mpanao fihetsiketsehana teo an-kianja Tahrir. Nandritra ny roa ambinifolo andro, teo an-kianja izy ireo no nonina. Manaraka ny onjany manokana ankehitriny ny fiainana eo an-kianja Tahrir, ary ny fanantenana manjaka ao anatiny dia ny nofinofy kely iray.

18 Desambra 2018