Tantara mikasika ny Hevitra tamin'ny Avrily, 2008
Mozambika : Ireo tsy an'asa sy ny andraikitry ny governemanta
Basilio Muhate no manapariaka izay feheviny izay fototry ny maha-avo ny tahan'ireo tsy an'asa sy izay andraikitry ny governemanta manoloana izany any Mozambika : A Burocracia também é a causa...
Guyana : Vidin'ny vary
Rice is the new pearl, “Ny vary no perla vaovao” araky ny nambaran'i Guyana-Gyal raha manomboka hita ny vokadratsin'ny fidangan'ny vidin-tsakafo.
Shina : Kendrena atao ankivy ny Carrefour
Carrefour, ilay mpaninjara goavana frantsay indray no vao tafiditra ho ao anatin’ny lisitra maintin’ny mpiserasera tia tanindrazana any Shina. Niakatra avo dia avo ny fandefasan-kafatra am-pinday ho amin’ny fanaovana ankivy,...
Angôla : Ny fahafaham-panehoankevitra sy ny fanatontoloana
Kianda no manapariaka ny heviny momba ny fahafaham-panehoankevitra sy ny fanatontoloana : que o facto de alguém não ter nascido num País não lhe deve retirar o direito a opinar,...
Trinite sy Tôbagô , USA, Afrika, Italia : Fivavahana sy Pôlitika
Jeremy Taylor no manapariaka ao amin'ny blaoginy Notes from Port of Spain [tanana any Trinite sy Tôbagô ny Port of Spain] izay fijeriny ireo lohahevitra misongadina vokatry ny fandalovan'ny Papa...
Ny fikitikitihan'i Mugabe ireo tombotsoan'ny fotsy hoditra no fototry ny fitsikerana azy
Ny blaogy Babilown no mitatitra ny hevitry Eloi Goutchili raha mampitaha mpitondra jadona Afrikana roa lahy Robert Mugabe sy Paul Biya, filohan'i Kamerona nandritra ny 25 taona mahery izao, ka...
Haiti: Ny anton'ny rotaka
Lazain'ny The Haitian Blogger (mpamaham-bolongana Haisiana) fa “diso toerana (babangoana na hafahafa) ny mandre ny filazan'ny Amerikana ‘fahombiazana’ tamin'ny rotaka miady hanina any Haiti.”
Jamaika, Shina: Ny politikan'ny fanatanjahantena
“Inona moa no lazainy momba antsika raha ataontsika ho faralahim-pahamehana ny zon'olombelona fa zarantsika aza mijery fandaharana amin'ny fahitalavitra mandritra ny roa herinandro? Raha tsy fantatrao izay ataon'i Shina any...
Liban, Mivarotra Rivotra
Misy tranga iray ity mety (na tsia) mampiseho izay mety hampiasan'ny Libaney ny talentany amin'ny hevitra tsy dia mahazatra hahazoana vola sy hampisehoana ny “fitiavan-tanindrazana”. Ramatoa Rasha Najjar no nahita...
Libya : Inona loatra no dia itiavanao an'i Libya ?
Mpakasary Libyana i A. Adam izay manapariaka sarina hazondrofia an-tany hay no sady manontany : this is Libya just like a palm tree in the desert. just one question for...